Silo Andrianandraina
Avy amin'i Wikipedia
Silo Andrianandraina na Silo : zanak'i Tovo Andrianandraina.
Havanana amin'ny bankira jazz. Mampifangaro ny mozika vahiny amin'ny nentim-paharazana avy any atsimo (Tahirin-kira Rimorimo).
Mpanangana ny SDF (Simple Defiance of Fancy). Mampianatra ao amin'ny planeta koltoraly etsy Ambohijatovo.
Mahafehy zavamaneno maromaro (gitara, vata maro afitsoka, aponga maro anaka).