User:Hery
Avy amin'i Wikipedia
Wikipedia:Babel | ||
---|---|---|
|
||
|
||
|
||
Tadiavo fiteny ny mpikambana |
Miezaka handray anjara mavitrika amin'ity wikipedia ity aho na dia tsy ampy aza ny fotoana.
Heriniaina Eugene, mbola mpianatra (Communications Sociales). Ny tetikasa lehibe ataoko amin'izao fotoana izao dia ny fampandehanana ny serasera.org izay asa goavana ihany. Niditra handray anjara sy hitantana ity wikipedia malagasy ity aho mba hiara-miasa amin'ireo mazoto hanangona hevitra sy lahatsoratra malagasy momba ny fahalalana ankapobeny.
Raha hanohana ny tetik'asa rehetra ataoko dia jereo eto
Categories: User mg | User mg-N | User en | User en-2 | User fr | User fr-2 | User it | User it-2 | Mpikambana