Web - Amazon

We provide Linux to the World


We support WINRAR [What is this] - [Download .exe file(s) for Windows]

CLASSICISTRANIERI HOME PAGE - YOUTUBE CHANNEL
SITEMAP
Audiobooks by Valerio Di Stefano: Single Download - Complete Download [TAR] [WIM] [ZIP] [RAR] - Alphabetical Download  [TAR] [WIM] [ZIP] [RAR] - Download Instructions

Make a donation: IBAN: IT36M0708677020000000008016 - BIC/SWIFT:  ICRAITRRU60 - VALERIO DI STEFANO or
Privacy Policy Cookie Policy Terms and Conditions
Madagasikara - Wikipedia

Madagasikara

Avy amin'i Wikipedia

Madagasikara
(Antsipirihany)
Devise nationale : «Firenena, Fahafahana, Fahamarinana»
Teny Malagasy, Frantsay
Renivohitra Antananarivo
Praiminisitra Jacques Sylla
Filoham-pirenena Marc Ravalomanana
Velarantany
 - Manontolo
 - % rano
Classé 45e
587 040 km²
0.94%
Mponina
 - Manontolo (2003)
 - Densité
Classé 58e
16 979 744 mponina
28,92 mpo/km²
Anarana Malagasy
Fahaleovantena 26 juin 1960
Sandam-bola Ariary
Faritra ora UTC +3
Hiram-pirenena Ry Tanindraza nay malala ô
Faritra Internet .MG
Antso an-tariby 261
Angezao
Angezao

Madagasikara (anarana ofisialy Repoblika Malagasy) dia tany (fitambarana nosy) eo amin'ny Ranomasimbe Indiana, atsinanan'i Afrika.

Teny Malagasy (manana fiaviana austroneziana, afrikana, ary arabo)no teny ofisialy sady azon'ny Malagasy rehetra. Ny teny frantsay no fiteny europeana miparitaka indrindra, ampiasaina, miaraka amin'ny teny Malagasy, amin'ny asa sy varotra ary media (TV sy radio).

Miavaka ny firenena Malagasy satria sady miray no maro karazana, sady afrikana no aziatika nefa miray satria manana teny iray sady iraisana, manana tany tsy mivaky ary fomba fiainana maro itoviana.

Na dia be harena azo trandrahana aza anefa i Madagasikara, dia ambany ny fari-piainan'ny vahoaka.

Saritanin'i Madagasikara (fototra nahitana CIA World Factbook)

Votoatiny

[Ovay] Tantara

Lahatsoratra antsipirihany : Tantaran'i Madagasikara

[Ovay] Politika

Lahatsoratra antsipirihany : Politika ao Madagasikara

[Ovay] Faritany

Lahatsoratra antsipirihany : Faritanin'i Madagasikara

[Ovay] Jeografia

Lahatsoratra antsipirihany : Jeografian'i Madagasikara

Antananarivo, Fianarantsoa, Mahajanga, Morondava, Toamasina, ...

[Ovay] Ekonomia

Lahatsoratra antsipirihany : Ekonomian'i Madagasikara

[Ovay] Demografia

Lahatsoratra antsipirihany : Demografian'i Madagasikara

Évolution de la démographie entre 1961 et 2003 (chiffre de la FAO, 2005). Population en milliers d'habitants.
Angezao
Évolution de la démographie entre 1961 et 2003 (chiffre de la FAO, 2005). Population en milliers d'habitants.


[Ovay] Hai-kanto

Lahatsoratra antsipirihany : Hai-kanton'i Madagasikara

[Ovay] Fety sy andro tsy fiasana

Daty Anarana Fanamarihana
1 Janoary Taom-baovao Tsy fiasana ny andro voalohan'ny taona.
Paska Paska Ny andron'ny Paska dia ny Alahady manaraka ny fenomanana voalohan'ny Fararano. Izany hoe ny alahady aorian' ny fenomanana voalohany aorian' ny ekinoksan' ny andro 21 martsa.
Alatsinain'ny Paska Alatsinainy manaraka ny Paska.
29 Martsa Fahatsiarovana ny martioran'ny tolona tamin'ny 1947 Fahatsiarovana ireo mpiray tanindrazana namoy ny aina tamin'ny tolom-panafahana izay nanomboka 27 Martsa 1947 ary naringan'ny tafika mpanjanaka Frantsay : "90.000 no isan' ny olon-tsotra maty" hoy ny jeneraly Garbay kaomandin' ny tafika frantsay tamin'izany fotoana izany.
1 May Fetin'ny asa Andro fankalazana ahitana hetsika Sindikaly sy Politika.
25 May Andron'i Afrika Tany am-piandohana, dia fety fankalazana ny niforonan'ny Firaisamben'ny Firenena Afrikana OUA tamin'ny 25 May 1963 izy io. Nanomboka tamin'ny 9 Jolay 2002 dia nosoloin'ny Fivondronam-pirenena Afrikana (UA) ny OUA.
Andro niakarana Alakamisy 40 andro aorian'ny Paska Niakatra hamonjy ny Rainy any an-danitra i Jesoa Kristy.
Pentekosta Pentekosta Alahady fahafito aorian' ny Paska
Alatsinain'ny Pentekosta Alatsinainy manaraka ny Alahady fahafito aorian'ny Paska Nidinan'ny Fanahy Masina tamin'ny mpianatry ny Tompo
26 Jona Fetim-pirenena Fankalazana ny fahaleovantena Malagasy izay nosoniavina ny 26 Jona 1960.
15 Aogositra Asompsiona Nakarina velona any an-danitra i Maria Virijiny
1 Novambra Fetin'ny olo-masina Fetin'ny olo-masina rehetra.
25 Desambra Noely Nahaterahan'ny Jesoa zaza.

[Ovay] Samihafa

Lahatsoratra antsipirihany : Samihafa

[Ovay] Vangio koa

[Ovay] Rohy ivelany


Pays du monde  |  continent

[Ovay] Madagasikara an'isa

Lahatsoratra antsipirihany : Madagasikara an'isa

Our "Network":

Project Gutenberg
https://gutenberg.classicistranieri.com

Encyclopaedia Britannica 1911
https://encyclopaediabritannica.classicistranieri.com

Librivox Audiobooks
https://librivox.classicistranieri.com

Linux Distributions
https://old.classicistranieri.com

Magnatune (MP3 Music)
https://magnatune.classicistranieri.com

Static Wikipedia (June 2008)
https://wikipedia.classicistranieri.com

Static Wikipedia (March 2008)
https://wikipedia2007.classicistranieri.com/mar2008/

Static Wikipedia (2007)
https://wikipedia2007.classicistranieri.com

Static Wikipedia (2006)
https://wikipedia2006.classicistranieri.com

Liber Liber
https://liberliber.classicistranieri.com

ZIM Files for Kiwix
https://zim.classicistranieri.com


Other Websites:

Bach - Goldberg Variations
https://www.goldbergvariations.org

Lazarillo de Tormes
https://www.lazarillodetormes.org

Madame Bovary
https://www.madamebovary.org

Il Fu Mattia Pascal
https://www.mattiapascal.it

The Voice in the Desert
https://www.thevoiceinthedesert.org

Confessione d'un amore fascista
https://www.amorefascista.it

Malinverno
https://www.malinverno.org

Debito formativo
https://www.debitoformativo.it

Adina Spire
https://www.adinaspire.com