Web - Amazon

We provide Linux to the World


We support WINRAR [What is this] - [Download .exe file(s) for Windows]

CLASSICISTRANIERI HOME PAGE - YOUTUBE CHANNEL
SITEMAP
Audiobooks by Valerio Di Stefano: Single Download - Complete Download [TAR] [WIM] [ZIP] [RAR] - Alphabetical Download  [TAR] [WIM] [ZIP] [RAR] - Download Instructions

Make a donation: IBAN: IT36M0708677020000000008016 - BIC/SWIFT:  ICRAITRRU60 - VALERIO DI STEFANO or
Privacy Policy Cookie Policy Terms and Conditions
Rakibolana - Wikipedia

Rakibolana

Avy amin'i Wikipedia

Mpanoratra: Rudy Ramananjo, Nanampy: Rivo Randria.

Votoatiny

[Ovay] Famaritana ny zavatra ilaina

[Ovay] Fampidirana ny teny

Ny mpikambana (Mpampiditra) no mampiditra ny teny mbola tsy misy ao anatin'ny rakibolana. Ny teny rehetra izay ampidirina dia arahina foto-teny sy ny dikany. Afaka ampiana matoan-teny koa ny foto-teny. Rehefa vita izany fampidirana izany dia mitondra ny statut vaovao ilay teny. Ny mpandalo koa dia mampiditra ny teny , TSY MIVANTANA AKORY, fa izay anontaniany ka tsy ao dia ho jeren'ny mpampiditra tena izy raha azo ampidirina.

[Ovay] Fanarahana ny teny

Ny mpikambana (Mpanaraka) no manaraka ny fahamarinan'ny teny. Rehefa misy ny fahadisoana dia mandefa fanamarihana any amin'ny mpampiditra ity mpanaraka. Ny mpampiditra ihany no afaka manintsy izay diso mikasika ny teny nampidiriny. Ny mpandalo ihany koa dia TOKONY afaka miteny hoe izao ny hevitro amin'ity teny asehonareo ity. Dia manitsy araka izany ny mpampiditra raha toa ka eken'ny mpankasitraka ily izy. Raha toa ka tsia dia tokony hisy rakitra manokana hitahirizana ilay fanamarihana sy ny antony maha tsia azy.

[Ovay] Fankasitrahana ny teny

Ny teny vaovao dia mbola tsy miseho eo anatrehan'ny mpandalo raha tsy mahazo ny fankasitrahan'ireo mpikambana mandidy izany (Mpankasitraka). Ny mpankasitraka no mandidy raha mendrika ho aseho eo amin'ny tranokala ny teny vaovao (mijery raha voahitsy tokoa ireo diso).

[Ovay] Fitadiavana ny teny

Ny mpandalo dia mampiditra ny teny ary miandry ny valin'ny fitadiavana. Raha misy teny mifanojo aminy ao anatin'ny rakibolana dia ampiseho azy ny foto-teny, ny matoan-teny ary ny dikan'ny teny. Tena mety mila milina fandrasan-teny mihitsy anie izany e.

[Ovay] Fitantanana ny mpikambana

Misy karazany ny mpikambana, ao ireo afaka mampiditra teny vaovao, ao koa ireo afaka manaraka ny fahamarinan'ny teny sy ireo izay mandidy ny fisehoan'ny teny eo amin'ny tranonkala.

[Ovay] Famaritana ny asa aman'andraikitra

[Ovay] Mpampiditra

Ny asan'ny mpampiditra dia :

  • Mamorona ny teny vaovao (Tsy mety loatra ilay hoe Mamorona fa aleo hoe Mampiditra ihany)
  • Manaraka ny teny ary koa manova ny diso.
  • Mijery ny teny vaovao (tsy mbola ao anaty rakibolana) nanontanian'ny olona.
  • Mampita ny teny vaovao - ny azy sy ny natolotry ny mpandalo - eo amin'ny mpankasitraka.
  • Mametraka ny antony tsy nampidirana ny tolo-kevitry ny mpandalo amin'ny rakitra momba izany.

[Ovay] Mpanaraka

Ny asan'ny mpanaraka dia :

  • Mijery sy manambara ny mpampiditra ireo teny vaovao misy fahadisoana.

(Rehefa mizotra soa amantsara ny kinasa dia tokony ho ny mpandalo no tena be mpanao azy ity)

[Ovay] Mpankasitraka

Ny asan'ny mpankasitraka dia :

  • Mankasitraka ireo teny vaovao izay tsy misy fahadisoana.
  • Manova na manala ny teny efa sitraka (efa miseho eo amin'ny tranonkala).

[Ovay] Mpitantana ny mpikambana

Ny asan'ny mpitantana ny mpikambana dia :

  • Mamorona ny mpikambana ary manendry raha mpampiditra izy na mpanaraka na mpankasitraka (na izy telo).
  • Manova na manala ny mpikambana.

[Ovay] Mpandalo

Ny mpandalo dia :

  • Mijery ireo teny ao anatin'ny rakibolana (voasitraka)
  • Mitatitra ireo teny diso tsipelina, mampita fanamarihana amin'ny hevi-teny

[Ovay] Famaritana ny hafatra

[Ovay] Hafatra raisin'ny rakibolana

  • Fampidirana/Fanovana/Fanalana teny vaovao (mpandefa : mpampiditra, mpandalo -tsy mivantana-)
  • Fanambarana ny fahadisoana (mpandefa : mpanaraka, mpandalo -tsy mivantana-)
  • Fametrahana ny antony tsy nandraisana fanamarihana (mpandefa : mpampiditra, mpankasitraka -tsy mivantana-)
  • Fankasitrahana ny teny (mpandefa : mpankasitraka)
  • Famoronana/Fanovana/Fanalana mpikambana (mpandefa : mpitantana)

[Ovay] Hafatra alefan'ny rakibolana

  • Fijerena ny teny (mpandray : mpandalo)
  • Fizotran'ny fankasitrahana (mpandray : mpankasitraka, mpampiditra, mpanaraka)

[Ovay] Fampazahoana (an-tsary) ny fivezivezen'ny hafatra

Aseho sary UML ny mpilalao sy ny hafany ary eo afovoany misy ny vata mainty -rakibolana-

[Ovay] Famaritana ny mety ho fampiasa ny rakibolana

Ho atao

[Ovay] Famelabelarana ny mety ho fampiasa ny rakibolana

Ho atao

[Ovay] Sary manazava ny mety ho fampiasa ny rakibolana

Ho atao

Our "Network":

Project Gutenberg
https://gutenberg.classicistranieri.com

Encyclopaedia Britannica 1911
https://encyclopaediabritannica.classicistranieri.com

Librivox Audiobooks
https://librivox.classicistranieri.com

Linux Distributions
https://old.classicistranieri.com

Magnatune (MP3 Music)
https://magnatune.classicistranieri.com

Static Wikipedia (June 2008)
https://wikipedia.classicistranieri.com

Static Wikipedia (March 2008)
https://wikipedia2007.classicistranieri.com/mar2008/

Static Wikipedia (2007)
https://wikipedia2007.classicistranieri.com

Static Wikipedia (2006)
https://wikipedia2006.classicistranieri.com

Liber Liber
https://liberliber.classicistranieri.com

ZIM Files for Kiwix
https://zim.classicistranieri.com


Other Websites:

Bach - Goldberg Variations
https://www.goldbergvariations.org

Lazarillo de Tormes
https://www.lazarillodetormes.org

Madame Bovary
https://www.madamebovary.org

Il Fu Mattia Pascal
https://www.mattiapascal.it

The Voice in the Desert
https://www.thevoiceinthedesert.org

Confessione d'un amore fascista
https://www.amorefascista.it

Malinverno
https://www.malinverno.org

Debito formativo
https://www.debitoformativo.it

Adina Spire
https://www.adinaspire.com