Voankazo
Avy amin'i Wikipedia
Ny voankazo dia ny atodinaina masaka miaraka amin'ny voniny eo amin'ny voninkazo.
Votoatiny |
[Ovay] voanana sy ny voankazo
Betsaka ny voankazo sokajiana ho voanana rehefa atao sakafo. Ohatra ny kitsaotsao, ny voatavo, ny voatabia, ny sakay, ny baranjely. Ny robarba koa dia sokajiana ho voankazo. Ary ny karoty koa dia sokajiana ho voankazo kanefa dia vokatra anaty tany.
[Ovay] voankazo tsy misy voniny
Ny voankazo tsy misy voniny dia tian'ny olona ary mora lafo. Ohatra ny akondro, mananasy, voaloboka, sns.